plt_tn/act/03/01.md

24 lines
759 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
indray andro nandeha tany amin'ny tempoly i Jaona sy Petera.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
ny andininy faha 2 dia manome fampahafantarana momban'ilay lehilahy nalemy.
# teny amin'ny tempoly
Izy ireo dia tsy niditra tao amin'ny tempoly izay natokana hoan' ireo mpisorona ihany. DH: "teo an-tokontanin'ny tempoly"na "teo amin'ny faritrin'ny tempoly"
# nisy lehilahy iray nalemy efa hatrany am-piterahana nentina isan'andro
Azo hadika koa io hoe: "Isan'andro dia nisy lehilahy iray nalemy hatrany am-piterahana ary nolajan'ny olona"
# nalemy
tsy afaka nandeha
# ny vavahadin'ny tempoly izay nantsoina hoe Itsaraendrika
Azo hadika koa hoe: "Ilay vavahadin'ny tempoly izay nantsoin'ny olona hoe Itsaraendrika"