# Fampifandraisana ny foto-kevitra indray andro nandeha tany amin'ny tempoly i Jaona sy Petera. # Fampahafantarana amin'ny ankapobeny ny andininy faha 2 dia manome fampahafantarana momban'ilay lehilahy nalemy. # teny amin'ny tempoly Izy ireo dia tsy niditra tao amin'ny tempoly izay natokana hoan' ireo mpisorona ihany. DH: "teo an-tokontanin'ny tempoly"na "teo amin'ny faritrin'ny tempoly" # nisy lehilahy iray nalemy efa hatrany am-piterahana nentina isan'andro Azo hadika koa io hoe: "Isan'andro dia nisy lehilahy iray nalemy hatrany am-piterahana ary nolajan'ny olona" # nalemy tsy afaka nandeha # ny vavahadin'ny tempoly izay nantsoina hoe Itsaraendrika Azo hadika koa hoe: "Ilay vavahadin'ny tempoly izay nantsoin'ny olona hoe Itsaraendrika"