plt_tn/2sa/21/07.md

28 lines
697 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Mefiboseta
Mefiboseta dia zanak'i Jonatana. Jereo ny nandikanao izany anarana izany tao amin'ny 4:4.
# Rizpa...Aia
Rizpa dia vehivavy ary ny rainy dia i Aia. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 3:6.
# Armony sy Mefiboseta...Adriela...Barzilay
Ireo dia anaran-dehilahy. Io dia tsy ilay Mefiboseta iray ilay zanaka lahin'i Jonatana.
# Mikala
Io dia anaram-behivavy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:12.
# Meholatita
Io dia anarana vondron'olona.
# Natolony teo an-tanan'ireo Gibeonita izy ireo
Eto ny hoe "tanan'ireo Gibeonita" dia sarinteny ho an'ny vahoaka Gibeonita. DH: "Nomeny ny Gibeonita izy ireo"
# namonoana azy ireo
DH: "Novonoin'ireo Gibeonita izy ireo"