# Mefiboseta Mefiboseta dia zanak'i Jonatana. Jereo ny nandikanao izany anarana izany tao amin'ny 4:4. # Rizpa...Aia Rizpa dia vehivavy ary ny rainy dia i Aia. Jereo ny nandikanao ireo anarana ireo ao amin'ny 3:6. # Armony sy Mefiboseta...Adriela...Barzilay Ireo dia anaran-dehilahy. Io dia tsy ilay Mefiboseta iray ilay zanaka lahin'i Jonatana. # Mikala Io dia anaram-behivavy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 3:12. # Meholatita Io dia anarana vondron'olona. # Natolony teo an-tanan'ireo Gibeonita izy ireo Eto ny hoe "tanan'ireo Gibeonita" dia sarinteny ho an'ny vahoaka Gibeonita. DH: "Nomeny ny Gibeonita izy ireo" # namonoana azy ireo DH: "Novonoin'ireo Gibeonita izy ireo"