plt_tn/2sa/19/09.md

20 lines
898 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# teo an-tanan'ireo fahavalontsika
Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fifehezana. DH: "tao ambanin'ny fifehezan'ireo fahavalontsika" na "tao amin'ny fifehezan'ireo fahavalontsika"
# teo an-tanan'ireo Filistina
Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fifehezana. DH: "tao ambanin'ny fifehezan'ireo Filistina " na "tao amin'ny fifehezan'ireo Filistina"
# nitsoaka ny tany izy noho i Absaloma
Io dia midika fa niala tao amin'ny tanàna izy mba handositra an'i Absaloma. Izany dia afaka ambara mazava. DH: "niala ny tanàna mba handositra an'i Absaloma"
# Koa nahoana ianareo no tsy miteny na inona na inona ny amin'ny fampodiana ny mpanjaka?
Io dia midika fa tokony hihevitra ny fampodiana an'i Davida izy ireo fa efa maty i Absaloma ankehitriny. Mety soratana ho fehezanteny ny fanontaniana. DH: "tokony miresaka momba ny fampodiana ny mpanjaka isika."
# ny mpanjaka
Io dia manondro an'i Davida.