# teo an-tanan'ireo fahavalontsika Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fifehezana. DH: "tao ambanin'ny fifehezan'ireo fahavalontsika" na "tao amin'ny fifehezan'ireo fahavalontsika" # teo an-tanan'ireo Filistina Eto ny hoe "tanana" dia midika hoe fifehezana. DH: "tao ambanin'ny fifehezan'ireo Filistina " na "tao amin'ny fifehezan'ireo Filistina" # nitsoaka ny tany izy noho i Absaloma Io dia midika fa niala tao amin'ny tanàna izy mba handositra an'i Absaloma. Izany dia afaka ambara mazava. DH: "niala ny tanàna mba handositra an'i Absaloma" # Koa nahoana ianareo no tsy miteny na inona na inona ny amin'ny fampodiana ny mpanjaka? Io dia midika fa tokony hihevitra ny fampodiana an'i Davida izy ireo fa efa maty i Absaloma ankehitriny. Mety soratana ho fehezanteny ny fanontaniana. DH: "tokony miresaka momba ny fampodiana ny mpanjaka isika." # ny mpanjaka Io dia manondro an'i Davida.