plt_tn/2sa/19/01.md

12 lines
459 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nolazaina tamin'i Joaba
DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Joaba"
# Indro, mitomany
Io teny io dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka. DH: "Henoy, mitomany ny mpanjaka"
# Ka dia nivadika fisaonana ho an'ny tafika rehetra ilay fandresena tamin'io andro io
Io dia midika fa nisaona ny tafika manontolo raha tokony hankalaza. DH: "Koa raha tokony hankalaza ny fandresena tamin'io andro io, dia nisaona ny tafika manontolo"