# Nolazaina tamin'i Joaba DH: "Nisy olona nilaza tamin'i Joaba" # Indro, mitomany Io teny io dia nampiasaina mba hisarihana ny sain'ny olona amin'izay lazaina manaraka. DH: "Henoy, mitomany ny mpanjaka" # Ka dia nivadika fisaonana ho an'ny tafika rehetra ilay fandresena tamin'io andro io Io dia midika fa nisaona ny tafika manontolo raha tokony hankalaza. DH: "Koa raha tokony hankalaza ny fandresena tamin'io andro io, dia nisaona ny tafika manontolo"