forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.2 KiB
Markdown
28 lines
1.2 KiB
Markdown
|
# Abisay
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:18 ihany io anaran-dehilahy io.
|
||
|
|
||
|
# Zeroia
|
||
|
|
||
|
Adikao tahaka ny nanaovanao izany tao amin'ny 2:12 ihany io anaran-dehilahy io.
|
||
|
|
||
|
# Nahoana io alika maty io no manozona ny mpanjaka tompoko?
|
||
|
|
||
|
Mametraka io fanontaniana io i Abisay mba hanehoana ny hatezerany tamin'ilay lehilahy. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy tokony hiteny amin'ny mpanjaka tahaka izany io alika maty io".
|
||
|
|
||
|
# io alika maty io
|
||
|
|
||
|
Eto ilay lehilahy dia soritsoritana ho tsy mendrika tamin'ny fampitahana azy amin'ny alika maty. DH: "io lehilahy tsy mendrika io"
|
||
|
|
||
|
# Mpifaninona moa izaho sy ianao, ry zanaka lahin'i Zeroia?
|
||
|
|
||
|
Io fanontaniana fampisainana io dia napetraka mba hanitsiana an'ireo zanaka lahin'i Zeroia. Io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy te hahalala izay heverinao aho!"
|
||
|
|
||
|
# Manozona ahy angamba izy satria
|
||
|
|
||
|
"Mety manozona ahy izy satria"
|
||
|
|
||
|
# Iza izany no afaka hiteny aminy hoe: 'Nahoana ianao no manozona ny mpanjaka?
|
||
|
|
||
|
Io dia lazaina ho fanontaniana fampisainana mba hanindriana fa ny valiny dia tsy "tsy misy". Io fanontaniana fampisainana io dia afaka soratana ho fanambarana. DH: "Koa tsy misy afaka manontany azy hoe: "Nahoana ianao no manozona ny mpanjaka?"'
|