plt_tn/2sa/08/05.md

12 lines
331 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nahafaty olona Syriana roa arivo sy roa alina i Davida
Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "I Davida sy ireo miaramilany dia namono"
# lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina
" miaramila Syriana 22.000"
# nametraka miaramila tany Syria
"nandahatra vondrona lehibe tamin'ireo miaramilany mba hijanona any Syria"