# nahafaty olona Syriana roa arivo sy roa alina i Davida Eto i Davida dia manambara ireo miaramilany. DH: "I Davida sy ireo miaramilany dia namono" # lehilahy Syriana roa arivo sy roa alina " miaramila Syriana 22.000" # nametraka miaramila tany Syria "nandahatra vondrona lehibe tamin'ireo miaramilany mba hijanona any Syria"