plt_tn/2sa/02/04.md

12 lines
345 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nanosotra an'i Davida ho mpanjaka
Amin'io fihetsika famantarana io, dia nandraraka menaka tamin'ny lohan'i Davida izy ireo mba hanehoana fa voafidy ho mpanjaka izy.
# ankohonan'i Joda
Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina amin'ny heviny hoe "foko". DH: "fokon'i Joda"
# Jabesi-gileada
Io dia anaran-tanàna ao amin'ny faritr'i Gileada.