# nanosotra an'i Davida ho mpanjaka Amin'io fihetsika famantarana io, dia nandraraka menaka tamin'ny lohan'i Davida izy ireo mba hanehoana fa voafidy ho mpanjaka izy. # ankohonan'i Joda Eto ny hoe "ankohonana" dia nampiasaina amin'ny heviny hoe "foko". DH: "fokon'i Joda" # Jabesi-gileada Io dia anaran-tanĂ na ao amin'ny faritr'i Gileada.