forked from WA-Catalog/plt_tn
40 lines
1.7 KiB
Markdown
40 lines
1.7 KiB
Markdown
|
# Manaova ny tsara indrindra avy any aminareo mba tsy hisy pentina sy tsy hanan-tsiny eo anatrehany, am-piadanana
|
||
|
|
||
|
DH: "manaova ny tsara indrindra mba hiainanao amin'ny fomba izay ahitan'Andriamanitra anao ho tsy misy pentina sy tsy manan-tsiny ary amin'ny fiadanana miaraka Aminy sy ny tsirairay."
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy pentina sy tsy manan-tsiny
|
||
|
|
||
|
Ny teny hoe "tsy misy pentina" sy "tsy manan-tsiny" dia manana dika mitovy ary manamafy ny fahadiovan'ny fitondran-tena.
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy pentina
|
||
|
|
||
|
Eto io dia midika hoe "tsy misy tsiny."
|
||
|
|
||
|
# Eritrereto ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny famonjena
|
||
|
|
||
|
Koa satria maharitra ny Tompo, dia mbola tsy tonga ny andron'ny fitsarana. Izany dia manome fahafahana ny olona mba hibebaka ary ho voavonjy, toy ny nazavainy ao amin'ny 3:8. DH: "ary koa, eritrereto ny mahakasika ny faharetan'ny Tompontsika amin'ny fanomezana anareo fahafahana mibebaka ary ho voavonjy."
|
||
|
|
||
|
# Araka ny fahendrena izay nomena azy
|
||
|
|
||
|
DH: "araka ny fahendrena izay nomen'Andriamanitra azy."
|
||
|
|
||
|
# Paoly dia miresaka izany zavatra izany ao amin'ny taratasiny rehetra
|
||
|
|
||
|
"Paoly dia miresaka ny faharetan'Andriamanitra mitondra ny famonjena amin'ny taratasiny rehetra."
|
||
|
|
||
|
# Izay misy zavatra sarotra takarina
|
||
|
|
||
|
Ao amin'ny taratasin'i Paoly dia misy zavatra sarotra takarina.
|
||
|
|
||
|
# Olona tsy misy fahalalana ary tsy miorina no manova ireny zavatra ireny
|
||
|
|
||
|
Olona tsy misy fahalalana ary tsy miorina no nandika vilana ny zavatra sarotra takarina tao amin'ny taratasin'i Paoly.
|
||
|
|
||
|
# Tsy misy fahalalana ary tsy miorina
|
||
|
|
||
|
"Tsy nianatra ary miovaova." Ireo olona ireo dia tsy nampianarina ny fomba handikana ny soratra masina araka ny tokony ho izy ary tsy miorina tsara amin'ny fahamarinan'ny filazantsara.
|
||
|
|
||
|
# Mahatonga fahaverezana ho an'ny tenany
|
||
|
|
||
|
"Mahatonga fandriganana ho an'ny tenany manokana."
|