plt_tn/2ki/22/20.md

16 lines
732 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity ny fiafaran'ny hafatra avy amin'i Yaveh ho an'i Josia Mpanjaka tamin'ny alalan'i Holda mpaminany vavy.
# Indro, hanambatra anao amin'ireo razanao Aho, ary handry am-piadanana ao am-pasanao ianao
Iray ihany ny hevitra fonosin'ireo andian-teny roa ireo. Ireo dia samy fomba mihaja ilazana fa maty izy. DH: "Henoy, hamela anao handry am-piadanana Aho"
# Tsy hahita ... masonao
Eto ny "maso" dia ilazana ilay olona manontolo. Ary ny hoe "tsy hahita" dia midka fa tsy hiaina izany izy. DH: "ary tsy hiaina ... ianao"
# ireo loza rehetra izay ho entiko amin'ity toerana ity
Hahatonga zavatra mahatsiravina hitranga i Yaveh. DH: "ireo zava-doza izay hataoko mitranga amin'ity toerana ity"