plt_tn/2ki/22/01.md

28 lines
956 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# iraika amby telopolo taona
"31 taona"
# Jedida
Anaram-behivavy.
# Adaia
Anaran-dehilahy
# Bozkata
Anarana renivohitra any Joda izany.
# Nanao izay marina teo imason'i Yaveh izy
Eto ny hoe "imaso" dia ilazana ny heritreritr'i Yaveh na na izay fomba fiheverany mikasika ny zavatra iray. DH: "Nanao izay noheverin'i Yaveh fa marina izy" na "Nanao izay marina amin'i Yaveh"
# Nandeha tamin'ireo lalana rehetran'i Davida razambeny izy
Ny fitondran-tenan'i Josia tahaka an'i Davida dia resahina toy ny hoe nandeha tamin'ny lalana izay nandehanan'i Davida izy. DH: "Niaina ny fomba fiainana'i Davida razany izy" na "Nanaraka ny ohatr'i Davida razany izy"
# tsy nivily lalana niankavia na niankavanana
Ny fankatoavana tanteraka an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe mandeha amin'ny lalana mahitsy iray ary tsy mivily amin'izany mihitsy. DH: "tsy nanao zavatra izay tsy nankasitrahan'i Yaveh izy" na "nankatò tanteraka ireo lalàn'i Yaveh rehetra izy"