plt_tn/2ki/15/17.md

20 lines
926 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny fahasivy amby telopolo taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda
DH: "Tamin'ny faha 39 taona nanjakan'i Azaria mpanjakan'i Joda"
# Nanao izay ratsy teo imason'i Yaveh
Ny hoe "teo imason'i Yaveh" dia ilazana ny fomba fitsaran'i Yaveh. Jereo ao amin'ny 3:1 ny fomba nandikanao izany. DH: "izay ratsy araka ny fomba fitsaran'i Yaveh" na "izay heverin'i Yaveh fa ratsy"
# Nandritra ny androm-piainany
Azo avadika matoanteny ny hoe "fiainany. DH: "ny fotoana rehetra izay niainany"
# tsy mba niala tamin'ny fahotan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy
Ny fialana amin'ny fahotana dia ilazana ny hoe mandà ny hanao ireo fahotana ireo. DH: "Tsy nandà ny hanao ny fahotana izay nataon'i Jeroboama zanak'i Nebata i Zakaria" na "Nanota tahakan'i Jeroboama zanak'i Nebata izy"
# izay nahatonga ny Israely nanota
Eto ny teny hoe "Israely" dia ilazana ny vahoakan'ny fanjakan'Israely. DH: "izay nampanota ny vahoan'Israely"