plt_tn/2ki/15/01.md

20 lines
525 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tamin'ny taona fahafito amby roapolo nanjakan'i Jeroboama
DH: "Tamin'ny taona faha 27 nanjakan'i Jeroboama"
# Azaria
Fantatra kokoa amin'ny anarana hoe "Ozia" ny mpanjaka ankehitriny.
# Jekolia
Izany ny anaran'ny renin'i Azaria.
# Nanao izay marina ... izy
"Nanao izay mahitsy ... izy"
# izay marina teo imason'i Yaveh
Ny andian-teny hoe "imason'i Yaveh" dia sarinteny ilazana ny fomba fijerin'i Yaveh na ny fomba fitsaran'i Yaveh. DH: "izay marina araka ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh fa marina"