# Tamin'ny taona fahafito amby roapolo nanjakan'i Jeroboama DH: "Tamin'ny taona faha 27 nanjakan'i Jeroboama" # Azaria Fantatra kokoa amin'ny anarana hoe "Ozia" ny mpanjaka ankehitriny. # Jekolia Izany ny anaran'ny renin'i Azaria. # Nanao izay marina ... izy "Nanao izay mahitsy ... izy" # izay marina teo imason'i Yaveh Ny andian-teny hoe "imason'i Yaveh" dia sarinteny ilazana ny fomba fijerin'i Yaveh na ny fomba fitsaran'i Yaveh. DH: "izay marina araka ny fitsaran'i Yaveh" na "izay noheverin'i Yaveh fa marina"