plt_tn/2ki/10/21.md

16 lines
682 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ary naniraka ... i Jeho
Izany dia midika fa naniraka mpitondra hafatra mba hitondra izany hafatra izany manerana ny tany izy. DH: "Ary naniraka mpitondra hafatra ... i Jeho" na "Ary nandefa hafatra ... i Jeho"
# mba tsy hisy olona tavela ka tsy tonga
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "mba hahatonga ny mpanompon'i Bala rehetra ho tonga" na "mba ho tonga ny olona rehetra"
# feno
Azo adika amin'ny endrika hafa izany. DH: "nahafeno izany izy ireo"
# mpitahiry ny akanjon'ny mpisorona
Eto ny matoanteny "mitahiry" na mitahiry zavatra dia midika hoe mikarakara izany sy miambina izany. DH: "mpisahana ny akanjon'ny mpisorona" na "mpikarakara ny akanjon'ny mpisorona.