plt_tn/2ki/10/04.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fa nihorohoro izy ireo
"Ary natahotra mafy izy ireo"
# ireo mpanjaka roa
"ireo mpanjaka roa, Jorama sy Ahazia"
# tsy nahajanona teo anatrehan'i Jeho
Eto ny hoe "nahajanona" dia midika hoe "niharitra teo ambany olana. DH: "tsy nahavita niaritra nanohitra an'i Jeho" na "tsy nahatohitra an'i Jeho"
# Koa ahoana moa no hahajanonantsika?
Nampiasa izany fanontaniana fampisainana ireo taranaka mba hilazany fa hahatohitra an'i Jeho izy ireo. DH: "Tsy hahajoro eo anatrehany mihitsy izahay!" na "Tsy hahatohitra azy mihitsy izahay!"
# ilay lehilahy nanapaka ny tanàna
"ny ben'ny tanànan'ny tanàna" (UDB). Eto ny hoe "manapaka amin'ny zavatra iray" dia midika hoe manana fahefana na andraikitra amin'ny zavatra iray. DH: "ilay lehilahy izay misahana ny tanàna"
# ireo izay nitaiza ireo zaza
Izany dia ilazana ireo olona izay nitaiza ny zanaky ny mpanjaka. DH: "ireo izay nitaiza ireo zanaky ny mpanjaka"
# Ataovy izay fantatrao fa mety eo imasonao
Eto ny hoe "imaso" dia ilazana izay fihevitr'i Jeho. DH: "Ataovy izay hitanao fa tsara" na "Ataovy izay heverinao fa mety indrindra"