forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
717 B
Markdown
16 lines
717 B
Markdown
|
# lamba (lamban'i)
|
||
|
|
||
|
Ny lamba dia akanjo ivelany indrindra fitondran'ny mpaminany. Izany dia famantarana ho an'ny asany. Rehefa nalain'i Elisa ny lamban'i Elia dia nolazainy fa nisolo ny toeran'i Elia amin'ny maha-mpaminany azy izy.
|
||
|
|
||
|
# Aiza Yaveh, Andriamanitr'i Elia?
|
||
|
|
||
|
Nanontany i Elisa raha momba azy i Yaveh tahaka ny nombany an'i Elia. DH: "Yaveh, Andriamanitr'i Elia, momba ahy ve Ianao?"
|
||
|
|
||
|
# nizara teo amin'ny lafiny roa ireo ka niampita Elisa
|
||
|
|
||
|
Nisaraka ny renirano ary namakivaky ny tany maina nankeny am-pita i Elisa, tahaka ny nataony raha mbola niaraka tamin'i Elia izy.
|
||
|
|
||
|
# tamin'ny lafiny roa
|
||
|
|
||
|
"niankavia sy niankavanana." Izany dia ilazana ny havia sy ny havanan'ny toerana izay nikapohan'i Elisa ny rano.
|