plt_tn/2co/10/03.md

20 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# miady araka ny nofo
Ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ilazana ny fiainana ara-nofo. DH: "miaina ny fiainanay amin'ny vatan'olombelona isika"
# tsy miady ...iadivantsika
I Paoly dia milaza ny amin'ny fiezahany handresy lahatra ireo Korintiana mba hino azy fa tsy ireo mpampianatra sandoka toy ny hoe miady amin'ny ady ara-nofo izy. Ireo teny ireo dia tokony hadika ara-bakiteny.
# tsy miady araka ny nofo
Ireo mety ho dikany 1) ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ilazana ny fiainana ara-nofo. DH: "miady amin'ny fahavalonay amin'ny fampiasana fitaovam-piadiana" na 2) ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ho an'ny toetra maha-panota ny olombelona. DH: "miady amin'ny fomba feno fahotana"
# Fa ny fiadiana izay iadianay .....tsy mitondra na inona na inona ny hevi-pitak'izy ireo
MIresaka ny amin'ny fahendren'Andriamanitra izay mampiseho ny fahendren'ny olona ho diso ho toy ny hoe ny fitaovam-piadiana izay namotehany ny rindrin'ny fahavalo. DH: "ireo fitaovana entinay miady... mampiseho ny olona fa izay lazain'ireo fahavalonay dia diso tanteraka.''
# dia tsy ara-nofo
Ireo mety ho dikany dia 1) ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ilazana izay ara-batana fotsiny ihany. DH: "tsy ara-batana" na 2) ny teny hoe "nofo" dia hevitra ambadika ilazana ny toetra maha-panota ny olombelona. DH: "tsy mpanota" na "tsy mamela antsika hanao ratsy"