plt_tn/2co/08/06.md

16 lines
824 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay efa nanomboka an'izany asa izany
Miresaka ny amin'ny fanangonam-bola ho an'ireo mpino any Jerosalema i Paoly. DH: "izay namporisika ny fanomezanareo tamin'ny voalohany indrindra"
# mba hanantanteraka ny fahasoavana eo aminareo
Hanampy an'ireo Korintianina i Titosy mba hanatanteraka ny fanangonam-bola. DH: "mba hampahery anareo hanatanteraka ny fanomezam-pahasoavan'ny falalan-tanana"
# Fa ianareo kosa dia manan-karena amin'ny zavatra rehetra
Resahin'i Paoly toy ny hoe miteraka fananana mivainagana ireo mpino Korintiana. DH: "Ianareo dia manao ny tsara amin'ny fomba rehetra"
# ataovy azo antoka mba hanan-karena amin'izany asa fahasoavana ianareo
Resahin'i Paoly toy ny hoe miteraka fananana mivainagana ireo mpino Korintiana. DH: "ezaho ny hanao tsara amin'ny fanomezana ho an'ireo mpino any Jerosalema"