# izay efa nanomboka an'izany asa izany Miresaka ny amin'ny fanangonam-bola ho an'ireo mpino any Jerosalema i Paoly. DH: "izay namporisika ny fanomezanareo tamin'ny voalohany indrindra" # mba hanantanteraka ny fahasoavana eo aminareo Hanampy an'ireo Korintianina i Titosy mba hanatanteraka ny fanangonam-bola. DH: "mba hampahery anareo hanatanteraka ny fanomezam-pahasoavan'ny falalan-tanana" # Fa ianareo kosa dia manan-karena amin'ny zavatra rehetra Resahin'i Paoly toy ny hoe miteraka fananana mivainagana ireo mpino Korintiana. DH: "Ianareo dia manao ny tsara amin'ny fomba rehetra" # ataovy azo antoka mba hanan-karena amin'izany asa fahasoavana ianareo Resahin'i Paoly toy ny hoe miteraka fananana mivainagana ireo mpino Korintiana. DH: "ezaho ny hanao tsara amin'ny fanomezana ho an'ireo mpino any Jerosalema"