plt_tn/2co/08/01.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandrasiana ny foto-kevitra:
Rehefa avy nanome fanazavana ny amin'ny fanovany ny drafitra sy ny lalan'ny asa fanompoana, dia miresaka momba ny fanomezana i Paoly.
# fahasoavan'Andriamanitra izay nomena tao amin'ireo fiangonan'i Makedonia
DH: "ny fahasoavana izay nomen'Andriamanitra ho an'ny fiangonan'i Makedonia"
# ny fitobaky ny hafaliany sy ny fara-fahantran'izy ireo dia niteraka haren-dehiben'ny falalan-tanana
I Paoly dia miresaka ny "hafaliana" sy ny "fahantrana" ho to ny hoe zava-manan'aina izay afaka mamokatra fahalalahan-tanana. DH: "Noho ny fifaliana lehiben'ny olona sy ny fahantrana farahidiny, dia nanjary nalala-tanana izy ireo"
# ny fitobaky ny hafaliany
Resahin'i Paoly toy ny hoe zavatra mivaingana izay afaka mitombo habe sy isa ny fifaliana.
# ny fara-fahantran'izy ireo ... haren-dehiben'ny falalan-tanana
Na dia niaritra fitsapanasy fahoriana ary fahantrana aza ny fiangonanan'i Makedonia, tamin'ny fahasoavan'Andriamanitra, dia afaka nanangom-bola ho an'ireo mpino tany Jerosalema izy ireo.
# haren-dehiben'ny falalan-tanana
"falalan-tanana lehibe." Ny hoe "haren-dehibe" dia manamafy ny fahalebiazan'ny falalan-tanana.