plt_tn/1sa/14/40.md

20 lines
748 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Dia hoy izy tamin'ny Israely rehetra
Filaza masaka io satria ny miaramila Israelita ihany no teo. DH: "Dia hoy izy tamin'ny miaramila Israelita izay teo"
# Asehoy ny Tomima
Ny Israelita tamin'izany fotoana izany dia nampiasa vato manokana antsoina hoe Orima sy Tomima mba hahazoana toro-lalana avy amin'Andriamanitra. DH: "Asehoy amin'ny alalan'ny Tomima"
# Tomima
Io dia teny nindramina avy amin'ny fiteny nipoiran'ity.
# onatana sy Saoly no azo taminy filokana, fa tafiala tsy voafidy kosa ny vahoaka
Io dia azo atao hoe DH: "Nampiseho ny filokana fa na i Jonatana na i Saoly dia samy meloka, fa tsy meloka ny vahoaka"
# Dia i Jonatana no voafidy tamin'ny filokana
Io dia azo ato hoe DH: "Dia nasehon'ny filokana fa meloka i Jonatana"