# Dia hoy izy tamin'ny Israely rehetra Filaza masaka io satria ny miaramila Israelita ihany no teo. DH: "Dia hoy izy tamin'ny miaramila Israelita izay teo" # Asehoy ny Tomima Ny Israelita tamin'izany fotoana izany dia nampiasa vato manokana antsoina hoe Orima sy Tomima mba hahazoana toro-lalana avy amin'Andriamanitra. DH: "Asehoy amin'ny alalan'ny Tomima" # Tomima Io dia teny nindramina avy amin'ny fiteny nipoiran'ity. # onatana sy Saoly no azo taminy filokana, fa tafiala tsy voafidy kosa ny vahoaka Io dia azo atao hoe DH: "Nampiseho ny filokana fa na i Jonatana na i Saoly dia samy meloka, fa tsy meloka ny vahoaka" # Dia i Jonatana no voafidy tamin'ny filokana Io dia azo ato hoe DH: "Dia nasehon'ny filokana fa meloka i Jonatana"