plt_tn/1sa/14/35.md

8 lines
314 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nilaza tamin'ny vahoakany mba hitondra biby eo amin'ny vato lehibe iray i Saoly mba ho vonoina sy hohanina.
# Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh i Saoly
Tsy mazava raha natsangan'i Saoly tamin'ilay vato lehibe izay nentin'ny olona teo aminy tao amin'ny 14:33 ilay alitara.