# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nilaza tamin'ny vahoakany mba hitondra biby eo amin'ny vato lehibe iray i Saoly mba ho vonoina sy hohanina. # Nanamboatra alitara ho an'i Yaveh i Saoly Tsy mazava raha natsangan'i Saoly tamin'ilay vato lehibe izay nentin'ny olona teo aminy tao amin'ny 14:33 ilay alitara.