plt_tn/1sa/14/29.md

20 lines
869 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# ny tany
Io dia fibangoan-teny ilazana ny firenen'Israely. DH: "ny Israely"
# lasa nazava ny masoko
Io dia fomba fiteny izay midika fa niha-nahery izy.DH: "nahazo hery aho"
# Mainka raha nihinana ... hitany androany ny olona?
Mampiasa ity fanontaniana petra-kevitra ity i Jonatana mba hilazana fa tokony ho navela nihinana ny olona. Azo atao fanambarana tsotra io. DH: "Ho tsara kokoa ny fandresentsika raha nihinana an-kalalahana tamin'izay voaroba nalain'izy ireo avy tamin'ny fahavalony ny olona androany."
# voaroba
Io teny io dia manondro ireo zavatra izay nalain'ny olona avy tany an'ady tamin'ny fahavalony.
# Satria tsy lehibe teo amin'ireo Filistina ny famonoana ankehitriny
Satria tsy afa-nihinana ny tarika nandritra ny ady, dia niha-nalemy izy ireo rehefa nandeha ny andro. Noho izany, dia tsy afaka namono betsaka tahaka ireo Filistina izy ireo.