plt_tn/1sa/11/06.md

20 lines
932 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nilatsaka teo aminy ny Fanahin'Andriamanitra
Ny andian-teny hoe "nilatsaka teo aminy" dia midika fa hitarika an'i Saoly ny Fanahin'i Yaveh. Amin'ity toe-javatra ity dia mahatonga an'i Saoly ho afaka hitarika ny olona hanaja azy ami-tahotra amin'ny maha-mpanjakan'izy ireo azy Izy ary hanatevin-daharana ny tafiny. Jereo ny fomba nandikanao ny andian-teny mitovy amin'io ao amin'ny 10:5.
# Izay rehetra tsy hivoaka hanaraka
Niantso ny olon'Israely rehetra ho avy hiady amin'ny Nahasy sy ny Amonita i Saoly.
# nilatsaka tamin'ny vahoaka ny horohoron'i Yaveh
Nahatonga ny olona hanaja an'i Saoly amin-tahotra amin'ny maha-mpanjaka azy Yaveh. Ny vokatr'izany dia niara-nikambana tamin'i Saoly tany Bezeka ireo lehilahy.
# Bezeka
Anarana vohitra eo akaikin'i Jabesi-Gileada io.
# dia nisy telo hetsy ny vahoakan'Israely, ary ny olon'ny Joda dia telo alina
"dia nisy 300.000 ny vahoakan'Israely, ary ny olon'ny Joda dia 30,000