plt_tn/1sa/08/13.md

24 lines
626 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy milaza izay zavatra ho alain'ilay mpanjaka i Samoela.
# mpangaroharo zava-manitra
"hanamboatra menaka manitra hatao amin'ny vatany"
# tanin'olivanareo
"sahan'oliva"
# ampahafolon'ny varinareo
Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ireo ny vary ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany.
# ampahafolon'ny ... tanim-boalobokareo
Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ny divay vokarin'izy ireo ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany.
# manam-pahefany
Ireo no mpitarika ny tafiky ny mpanjaka.