# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy milaza izay zavatra ho alain'ilay mpanjaka i Samoela. # mpangaroharo zava-manitra "hanamboatra menaka manitra hatao amin'ny vatany" # tanin'olivanareo "sahan'oliva" # ampahafolon'ny varinareo Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ireo ny vary ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany. # ampahafolon'ny ... tanim-boalobokareo Tsy maintsy ho zarain'izy ireo folo mitovy ny divay vokarin'izy ireo ary omena ny manam-pahefan'ny mpanjaka sy ireo mpanompony ny iray amin'izany. # manam-pahefany Ireo no mpitarika ny tafiky ny mpanjaka.