plt_tn/1sa/02/12.md

32 lines
894 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Rehefa nanolotra biby ho sorona ny olona, dia nodorany aloha ny tavin'ilay biby ary avy eo dia nandrahoiny ny hena ary nohaniny.
# Tsy nahalala an'i Yaveh
"tsy nihaino an'i Yaveh" na "tsy nankatoa an'i Yaveh"
# fanaon'ny
Ny fanao dia zavatra izay ataon'ny olona matetika.
# ao anaty lasitra izany, na fandrahoana hena, na vilany, na vilanibe
Ireo dia fitoerana izay afaka andrahoina sakafo. Raha tsy manana teny samihafa ilazana ireo zavatra ireo ny fiteninao dia azonao ambara amin'ny ankapobeny kokoa izany. DH: "ao anaty izay rehetra nandrahoan'ny olona ny hena"
# lasitra
fitoerana vy kely fapangotrahana na fandrahoana
# fandrahoana hena
fitoerana vy lehibe sady mavesatra fampangotrahana na fandrahoana
# vilany
fitoerana vy lehibe sady mavesatra fampangotrahana na fandrahoana
# vilanibe
fitoerana fandrahoana vita amin'ny tanimanga