# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Rehefa nanolotra biby ho sorona ny olona, dia nodorany aloha ny tavin'ilay biby ary avy eo dia nandrahoiny ny hena ary nohaniny. # Tsy nahalala an'i Yaveh "tsy nihaino an'i Yaveh" na "tsy nankatoa an'i Yaveh" # fanaon'ny Ny fanao dia zavatra izay ataon'ny olona matetika. # ao anaty lasitra izany, na fandrahoana hena, na vilany, na vilanibe Ireo dia fitoerana izay afaka andrahoina sakafo. Raha tsy manana teny samihafa ilazana ireo zavatra ireo ny fiteninao dia azonao ambara amin'ny ankapobeny kokoa izany. DH: "ao anaty izay rehetra nandrahoan'ny olona ny hena" # lasitra fitoerana vy kely fapangotrahana na fandrahoana # fandrahoana hena fitoerana vy lehibe sady mavesatra fampangotrahana na fandrahoana # vilany fitoerana vy lehibe sady mavesatra fampangotrahana na fandrahoana # vilanibe fitoerana fandrahoana vita amin'ny tanimanga