plt_tn/1pe/03/08.md

28 lines
935 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manomboka miresaka amin'ireo mpino rehetra indray i Petera.
# hiray saina
"hanana hevitra mitovy" na "hanana toetra mitovy
# ho tso-po
Ilazana fitiavana mafonja ho an'ireo olona hafa io.
# Aza mamaly ratsy ny ratsy na manevateva ny mpanevateva
Ny famaliana ny nataon'ny olona hafa dia resahin'i Petera toy ny hoe mamerina ny tambin'ireo asa ireo ihany. DH: "Aza manao ratsy ireo izay manao ratsy aminareo na manevateva izay manevateva anareo"
# mitahia hatrany
Azonao atao mazava ny famenon'izany fitahiana izany. DH: "mitahia hatrany ireo izay manao ratsy aminareo na manevateva anareo"
# fa noho izany no niantsoana anareo
Azo atao hoe DH: "izany no niantsoan'Andriamanitra anareo"
# mba hahafahanareo mandova ny fitahiana
Ataon'i Petera toy ny hoe mandray lova ny fandraisana ny fitahian'Andriamanitra. DH: "mba handraisanareo ny fitahian'Andriamanitra ho fanananareo maharitra"