# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manomboka miresaka amin'ireo mpino rehetra indray i Petera. # hiray saina "hanana hevitra mitovy" na "hanana toetra mitovy # ho tso-po Ilazana fitiavana mafonja ho an'ireo olona hafa io. # Aza mamaly ratsy ny ratsy na manevateva ny mpanevateva Ny famaliana ny nataon'ny olona hafa dia resahin'i Petera toy ny hoe mamerina ny tambin'ireo asa ireo ihany. DH: "Aza manao ratsy ireo izay manao ratsy aminareo na manevateva izay manevateva anareo" # mitahia hatrany Azonao atao mazava ny famenon'izany fitahiana izany. DH: "mitahia hatrany ireo izay manao ratsy aminareo na manevateva anareo" # fa noho izany no niantsoana anareo Azo atao hoe DH: "izany no niantsoan'Andriamanitra anareo" # mba hahafahanareo mandova ny fitahiana Ataon'i Petera toy ny hoe mandray lova ny fandraisana ny fitahian'Andriamanitra. DH: "mba handraisanareo ny fitahian'Andriamanitra ho fanananareo maharitra"