plt_tn/1pe/02/04.md

36 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Petera dia nanomboka ny sarin-teny momba an'i Jesosy sy ireo mpino lasa vato velona.
# Manatona azy ilay vato velona
Petera dia miresaka an'i Jesosy ho toy ny hoe vato amin'ilay trano izy. DH: "Manatona azy izy ilay tahaka ny vato amin'ny trano, fa velona, fa tsy vato maty"
# ilay vato velona
Mety ho dikany 1) "ilay vato izay velona" na 2) "ilay vato izay manome fiainana"
# izay narian'ny olona
DH: "izay nolavin'ny olona"
# fa voafidin'Andriamanitra
DH: "fa izay nofidian'Andriamanitra"
# Ianareo ihany koa ... voaorina ho trano ara-panahy
Tahaka ny olona izay mampiasa vato mba hanorenana tempoly tao amin'ny Testamenta Taloha, ireo mpino no akora izay ampiasan'Andriamanitra hananganana trano izay hipetrahany.
# Ianareo ihany koa dia tahaka ireo vato velona
Petera dia mampitaha ny mpamaky amin'ireo vato izay velona.
# izay voaorina ho trano ara-panahy
DH: "izay Andriamanitra no manorina trano ara-panahy aminy"
# ho mpisorona masina izay manolotra ny sorona ara-panahy
Eto ny toeran'ny fisoronana dia midika hoe ilay mpisorona izay manatanteraka ny andraikiny.