plt_tn/1ki/21/25.md

12 lines
603 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# izay nivarotra ny tenany mba hanao izay ratsy
Ny olona nanao ny fanaovan-dratsy dia voalaza toy ny olona efa nivarotra ny tenany tamin'ny ratsy. D.H: "izay nanolotra ny tenany tamin'ny fanaovana izay ratsy"
# izay ratsy eo imason'i Yaveh
Ny andian-teny "eo imason'ny" dia maneho ny hevitry ny olona. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy"
# nesorina teo anatrehan'ny olon'ny Israely
Eto ny "Israely" dia maneho ireo foko roa ambin'ny folon'Israely fa tsy amin'ny fanjakana tavaratra ihany. D.H: "nesorina avy amin'ny fanatrehan'ireo olon'Israely" na "nandroaka ny tany nialohan'ireo olon'Israely."