# izay nivarotra ny tenany mba hanao izay ratsy Ny olona nanao ny fanaovan-dratsy dia voalaza toy ny olona efa nivarotra ny tenany tamin'ny ratsy. D.H: "izay nanolotra ny tenany tamin'ny fanaovana izay ratsy" # izay ratsy eo imason'i Yaveh Ny andian-teny "eo imason'ny" dia maneho ny hevitry ny olona. D.H: "izay heverin'i Yaveh ho ratsy" # nesorina teo anatrehan'ny olon'ny Israely Eto ny "Israely" dia maneho ireo foko roa ambin'ny folon'Israely fa tsy amin'ny fanjakana tavaratra ihany. D.H: "nesorina avy amin'ny fanatrehan'ireo olon'Israely" na "nandroaka ny tany nialohan'ireo olon'Israely."