plt_tn/1ki/16/23.md

20 lines
501 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tirza
Ity dia narana tanàna.
# Samera
Ity dia anarana lehilahy iray.
# talenta volafotsy roa
D.H: "volafotsy 68 kilograma"
# Nanorina tanàna
Ny teny hoe "Izy" dia maneho an'i Omri. Nibaiko ny olona mba hanorina ny tanàna izy. D.H: "Nanana ny vahoaka izay nanorina ny tanàna i Omri" na "nibaiko i Omri ary nanorina ny tanàna ireo mpiasany"
# araka ny anaran'i Samera
izany dia fomba fiteny izay midika hoe "mba hanome voninahitra an'i Samera" na "mba hahatsiaro an'i Samera ny vahoaka"