# Tirza Ity dia narana tanàna. # Samera Ity dia anarana lehilahy iray. # talenta volafotsy roa D.H: "volafotsy 68 kilograma" # Nanorina tanàna Ny teny hoe "Izy" dia maneho an'i Omri. Nibaiko ny olona mba hanorina ny tanàna izy. D.H: "Nanana ny vahoaka izay nanorina ny tanàna i Omri" na "nibaiko i Omri ary nanorina ny tanàna ireo mpiasany" # araka ny anaran'i Samera izany dia fomba fiteny izay midika hoe "mba hanome voninahitra an'i Samera" na "mba hahatsiaro an'i Samera ny vahoaka"