plt_tn/1ki/13/23.md

16 lines
461 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# nasian'ilay mpaminany lasely ny boriky
Midika izany hoe mametraka seza eo an-damosin'ny biby mba ahafahan'ny olon'Andriamanitra mitaingina izany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 13:11.
# navela teo an-dalana ny fatiny
DH: "ary namela ny fatiny teo an-dalana"
# fatiny
"olona maty"
# nandeha izy ireo ary niteny izany
Eto ny hoe "izany" dia manondro izay hitan'izy ireo teny an-dalana. DH: "tonga izy ireo ary nitantara momba izay hitan'izy ireo"