# nasian'ilay mpaminany lasely ny boriky Midika izany hoe mametraka seza eo an-damosin'ny biby mba ahafahan'ny olon'Andriamanitra mitaingina izany. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 13:11. # navela teo an-dalana ny fatiny DH: "ary namela ny fatiny teo an-dalana" # fatiny "olona maty" # nandeha izy ireo ary niteny izany Eto ny hoe "izany" dia manondro izay hitan'izy ireo teny an-dalana. DH: "tonga izy ireo ary nitantara momba izay hitan'izy ireo"