plt_tn/1ki/07/46.md

20 lines
586 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Napetraky ny mpanjaka ireo
Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany.
# tany lemak'i Jordana
"tany fisaka akaikin'ny Reniranon'ny Jordana"
# Sokota sy Zaretana
anaran-tanàna
# Tsy nolanjain'i Solomona ireo fanaka rehetra
Solomona dia tsy mbola nahavita ny asa tamin'ny fomba rehetra. D.H: "Solomona dia tsy mbola nanana an'i Hirama ary ireo mpiasany dia nandaja ireo fitaovana rehetra."
# tsy afaka nolanjaina ny lanjan'ny varahina
D.H: "tsy misy na iray afaka handrefy ny lanjan'ny varahina"