# Napetraky ny mpanjaka ireo Mety ho dikan-teny tsara indrindra izany mba hatakaran'ireo mpamaky fa ny olon-kafa dia nanampy an'ny mpanjaka nanao izany. # tany lemak'i Jordana "tany fisaka akaikin'ny Reniranon'ny Jordana" # Sokota sy Zaretana anaran-tanĂ na # Tsy nolanjain'i Solomona ireo fanaka rehetra Solomona dia tsy mbola nahavita ny asa tamin'ny fomba rehetra. D.H: "Solomona dia tsy mbola nanana an'i Hirama ary ireo mpiasany dia nandaja ireo fitaovana rehetra." # tsy afaka nolanjaina ny lanjan'ny varahina D.H: "tsy misy na iray afaka handrefy ny lanjan'ny varahina"