plt_tn/1ki/06/16.md

20 lines
389 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Nataony roapolo hakiho
"Nanamboatra efitra iray roapolo hakio ny lavany izy"
# roapolo hakiho ... efapolo hakiho
Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "9,2 metatra ... 18,4 metatra"
# Ny efi-trano lehibe
"efitra lehibe"
# voatango
karazana, legioma boribory izay maniry eo amin'ny voaloboka eo amin'ny tany
# voninkazo mivelatra
"voninkazo mamelana" na "voninkazo izay mivelatra"