# Nataony roapolo hakiho "Nanamboatra efitra iray roapolo hakio ny lavany izy" # roapolo hakiho ... efapolo hakiho Ny hakio dia 46 santimetatra. D.H: "9,2 metatra ... 18,4 metatra" # Ny efi-trano lehibe "efitra lehibe" # voatango karazana, legioma boribory izay maniry eo amin'ny voaloboka eo amin'ny tany # voninkazo mivelatra "voninkazo mamelana" na "voninkazo izay mivelatra"