plt_tn/1ki/01/35.md

28 lines
1.5 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Davida mpanjaka dia manohy miresaka ho an'i Solomona anisan'iray hahalasa mpanjaka an'i Soloma.
# ka hiditra sy hipetraka eo amin'ny seza fiandrianako izy
Ny teny "mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana" dia nampiasaina ho sarin-teny amin'ny maha mpanjaka.
# Ho tanteraka anie izany!
Manaiky izy ireo ary anao izay lazain'i Davida mpanjaka.
# Ho hamafisin'Yaveh, Andriamanitry ny mpanjaka tompoko, anie izany.
Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "Ry tompoko sy mpanjakako, hanamafy anie Yaveh Andriamanitrao"
# ny nombàn'i Yaveh mpanjaka tompoko anie,
Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "homba anao anie, ny mpanjaka tompoko"
# hataony lehibe noho ny seza fiandrianan'i Davida mpanjaka tompoko
Ny teny "seza fiandrianana" dia sarin-teny iray na 1) ny olona izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana. D.H: "manao ny iray lehibe izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianana mihoatra an'i Davida mpanjaka tompoko" na 2) fanjakana eo amin'ireo izay mipetraka eo amin'ny fitsipikin'ny seza fiandrianana. D.H: "manao ny fanjakana lehibe mihoatra ny fanjakan'i Davida mpanjaka tompoko"
# ny seza fiandrianan'i Davida mpanjaka tompoko
Benaia dia miresaka amin'i Davida mpanjaka toy izay firesahany tamin'ny olon-kafa hanehoana fa izy dia manaja an'i Davida mpanjaka. D.H: "ny seza fiandriananao, ry Davida mpanjaka tompoko."